Deoteronomia 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Na izany aza, dia tsy tokony hisy ho lasa mahantra eo aminao, satria tena hotahin’i Jehovah ianao+ ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao mba ho lovanao. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:4 Fandalinana, Boky 2,
4 Na izany aza, dia tsy tokony hisy ho lasa mahantra eo aminao, satria tena hotahin’i Jehovah ianao+ ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao mba ho lovanao.