-
Deoteronomia 22:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 sady ampangainy hoe ratsy fitondran-tena, ka hoy izy: “Tsy nahita porofo aho hoe mbola virjiny ny zanakao vavy.” Intỳ anefa ny porofo fa virjiny ny zanako.’ Dia hovelarin’izy ireo eo anatrehan’ny anti-panahy ao an-tanàna ilay lamba.
-