21 dia havoaka ho eo amin’ny fidirana amin’ny tranon’ny rainy izy, ary hitora-bato azy ho faty ny olona ao an-tanànany. Nanao zavatra manala baraka+ teo amin’ny Israely mantsy izy, satria nijangajanga tamin’izy tao an-tranon’ny rainy.+ Esory eo aminao ny ratsy.+