Deoteronomia 28:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Hampindrana zavatra anao izy, fa ianao kosa tsy mba hampindrana azy.+ Izy ho lohany, fa ianao kosa ho rambony.+
44 Hampindrana zavatra anao izy, fa ianao kosa tsy mba hampindrana azy.+ Izy ho lohany, fa ianao kosa ho rambony.+