8 Tsy tokony ho afaka am-bavanao ny teny ato amin’ity boky misy ny Lalàna ity,+ ary vakio sy saintsaino andro aman’alina izany. Amin’izay ianao dia hanaraka tsara an’izay rehetra voasoratra ato,+ ka hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao.+