Josoa 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa mba manaova re fianianana amiko amin’ny anaran’i Jehovah e, hoe ho tsara fanahy* amin’ny ankohonan-draiko ianareo satria tsara fanahy* taminareo aho. Ary omeo antoka* aho hoe hitana ny teninareo ianareo.
12 Koa mba manaova re fianianana amiko amin’ny anaran’i Jehovah e, hoe ho tsara fanahy* amin’ny ankohonan-draiko ianareo satria tsara fanahy* taminareo aho. Ary omeo antoka* aho hoe hitana ny teninareo ianareo.