Josoa 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nilaza tamin’i Josoa i Jehovah tamin’izay hoe: “Manamboara antsy amin’ny vatoafo, dia ataovy fanindroany ny famorana+ ny lehilahy israelita.” Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:2 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1987, p. 18-19
2 Ary nilaza tamin’i Josoa i Jehovah tamin’izay hoe: “Manamboara antsy amin’ny vatoafo, dia ataovy fanindroany ny famorana+ ny lehilahy israelita.”