-
Josoa 5:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nandeha tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona+ mantsy ny Israelita, mandra-paharipaka an’ilay firenena manontolo, izany hoe ny lehilahy mpiady niala avy tany Ejipta izay tsy nankatò ny tenin’i Jehovah.+ Efa nianiana tamin’izy ireo i Jehovah fa tsy hamela azy hahita an’ilay tany+ nanaovan’i Jehovah fianianana tamin’ny razambeny hoe homeny antsika,+ dia tany tondra-dronono sy tantely.+
-