Josoa 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Androany no nesoriko* taminareo ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.” Nantsoina hoe Gilgala*+ àry ny anaran’izany toerana izany hatramin’izao. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:9 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Androany no nesoriko* taminareo ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.” Nantsoina hoe Gilgala*+ àry ny anaran’izany toerana izany hatramin’izao.