Josoa 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Vao nazava ratsy ny andro tamin’ny andro fahafito, dia nifoha izy ireo. Nihodidina an’ilay tanàna toy ny nataony teo aloha izy ireo, ary nanao an’izany impito. Tamin’io andro io ihany izy ireo no nihodidina an’ilay tanàna impito.+
15 Vao nazava ratsy ny andro tamin’ny andro fahafito, dia nifoha izy ireo. Nihodidina an’ilay tanàna toy ny nataony teo aloha izy ireo, ary nanao an’izany impito. Tamin’io andro io ihany izy ireo no nihodidina an’ilay tanàna impito.+