20 Ary nihorakoraka ny olona rehefa notsofina ny anjombona.+ Raha vao henon’izy ireo ny feon’ny anjombona ka nanao hiakan’ady izy ireo, dia nirodana ny manda.+ Niakatra nankao an-tanàna izy ireo avy eo, ka samy nandeha tany amin’izay hitsiny avy, ary azon’izy ireo ilay tanàna.