-
Josoa 7:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Rehefa tafaverina izy ireo, dia niteny tamin’i Josoa hoe: “Tsy mila miakatra any daholo ny olona. Lehilahy 2 000 na 3 000 eo ho eo ihany dia efa maharesy an’i Ay. Aza alefa any ny olona rehetra fa ho reraka fotsiny, satria vitsy kely ny mponina any.”
-