7 Hoy i Josoa: “Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Fa maninona ity vahoaka ity no nentinao tamin’ireny lalana rehetra ireny, dia nentinao niampita an’i Jordana? Mba handresen’ny Amorita anay ve ka handringanany anay? Tahaka izay izahay nijanona teny ampitan’i Jordana ihany!