-
Josoa 7:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mandehana, asaivo miomana* ny vahoaka!+ Dia teneno izy ireo hoe: ‘Miomàna ho amin’ny rahampitso, fa izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Misy zavatra voatokana haringana eo aminao, ry Israely ô! Tsy ho vitanareo ny hanohitra ny fahavalonareo, raha tsy esorinareo tsy ho eo aminareo ilay zavatra voatokana haringana.
-