Josoa 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nasainy nanatona ireo fianakavian’i Joda, ka ny fianakavian’ny Zerita+ no voafidy. Ary nasainy nanatona tsirairay ny lehilahy tao amin’ny fianakavian’ny Zerita, ka i Zabdy no voafidy.
17 Nasainy nanatona ireo fianakavian’i Joda, ka ny fianakavian’ny Zerita+ no voafidy. Ary nasainy nanatona tsirairay ny lehilahy tao amin’ny fianakavian’ny Zerita, ka i Zabdy no voafidy.