Josoa 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nandeha niakatra ny lehilahy mpiady rehetra+ niaraka taminy, ka nanandrify an’ilay tanàna. Nitoby teo avaratr’i Ay izy ireo, ary lohasaha no nanelanelana azy ireo sy Ay. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:11 Fandalinana, Boky 1,
11 Dia nandeha niakatra ny lehilahy mpiady rehetra+ niaraka taminy, ka nanandrify an’ilay tanàna. Nitoby teo avaratr’i Ay izy ireo, ary lohasaha no nanelanelana azy ireo sy Ay.