Josoa 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia natahotra be izy.+ Tanàna lehibe mantsy i Gibeona, mitovy amin’ny tanàna misy mpanjaka. Mbola lehibe noho i Ay izy io,+ ary miaramila daholo ny lehilahy tao. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:2 Fandalinana, Boky 1,
2 dia natahotra be izy.+ Tanàna lehibe mantsy i Gibeona, mitovy amin’ny tanàna misy mpanjaka. Mbola lehibe noho i Ay izy io,+ ary miaramila daholo ny lehilahy tao.