6 Dia naniraka olona ho any amin’i Josoa tao amin’ny toby tany Gilgala+ ny Gibeonita, mba hilaza hoe: “Aza ariana izahay mpanomponao.+ Tongava haingana, ka vonjeo izahay ary ampio! Mivondrona hiady aminay daholo mantsy ny mpanjakan’ny Amorita avy any amin’ny faritra be tendrombohitra.”