Josoa 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mijanona kosa ny sisa aminareo, fa enjeho ny fahavalonareo ary asio ny vodilaharany.+ Aza avela hiditra any an-tanànany izy ireo, fa efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo resinareo.”
19 Aza mijanona kosa ny sisa aminareo, fa enjeho ny fahavalonareo ary asio ny vodilaharany.+ Aza avela hiditra any an-tanànany izy ireo, fa efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo resinareo.”