Josoa 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Navoakan’izy ireo avy tao an-dava-bato àry ireo mpanjaka dimy, dia ny mpanjakan’i Jerosalema, ny mpanjakan’i Hebrona, ny mpanjakan’i Jarmota, ny mpanjakan’i Lakisy, ary ny mpanjakan’i Eglona.+ Ary nentiny tany amin’i Josoa izy ireo.
23 Navoakan’izy ireo avy tao an-dava-bato àry ireo mpanjaka dimy, dia ny mpanjakan’i Jerosalema, ny mpanjakan’i Hebrona, ny mpanjakan’i Jarmota, ny mpanjakan’i Lakisy, ary ny mpanjakan’i Eglona.+ Ary nentiny tany amin’i Josoa izy ireo.