Josoa 10:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Azon’izy ireo i Eglona tamin’iny andro iny, ka nasiany tamin’ny sabatra ny olona rehetra tao. Dia naringany tanteraka izy ireo tamin’iny andro iny, hoatran’ny nataony tamin’i Lakisy.+
35 Azon’izy ireo i Eglona tamin’iny andro iny, ka nasiany tamin’ny sabatra ny olona rehetra tao. Dia naringany tanteraka izy ireo tamin’iny andro iny, hoatran’ny nataony tamin’i Lakisy.+