-
Josoa 10:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Azon’izy ireo i Debira sy ny mpanjakany ary ny tanànany rehetra. Nasian’izy ireo tamin’ny sabatra ny olona rehetra tany ka naringany tanteraka,+ ary tsy nasiany niangana na iray aza.+ Hoatran’ny nataony tamin’i Hebrona sy tamin’i Libna sy ny mpanjakany, no nataony tamin’i Debira sy ny mpanjakany.
-