Josoa 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 hatrany amin’ny Tendrombohitra Halaka izay miakatra mankany Seira, ka hatrany Bala-gada+ eo amin’ny Lohasahan’i Libàna, eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona.+ Ary nosamboriny ny mpanjakany rehetra. Resiny izy ireo, ka novonoiny ho faty. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:17 Fandalinana, Boky 1,
17 hatrany amin’ny Tendrombohitra Halaka izay miakatra mankany Seira, ka hatrany Bala-gada+ eo amin’ny Lohasahan’i Libàna, eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona.+ Ary nosamboriny ny mpanjakany rehetra. Resiny izy ireo, ka novonoiny ho faty.