Josoa 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nalain’i Josoa àry ilay tany manontolo, araka ny nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, mba hifampizaran’ireo foko.+ Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+ Josoa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:23 w04 1/12 11-12 Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:23 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2004, p. 11-12
23 Nalain’i Josoa àry ilay tany manontolo, araka ny nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, mba hifampizaran’ireo foko.+ Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+