3 Nanjaka teo amin’ny ilany atsinanana amin’i Araba koa izy, nanomboka teo amin’ny Ranomasin’i Kinereta+ ka hatrany amin’ny Ranomasin’i Araba, izany hoe ny Ranomasin-tsira, miantsinanana mankany Beti-jesimota, ary mianatsimo eo am-pototry ny tehezan-kavoanan’i Pisga.+