Josoa 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanjaka tany amin’ny Tendrombohitra Hermona izy, sy tany Saleka, sy Basana manontolo,+ hatreo amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita,+ ary tany amin’ny antsasak’i Gileada, hatreo amin’ny faritra nanjakan’i Sihona mpanjakan’i Hesbona.+
5 Nanjaka tany amin’ny Tendrombohitra Hermona izy, sy tany Saleka, sy Basana manontolo,+ hatreo amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita,+ ary tany amin’ny antsasak’i Gileada, hatreo amin’ny faritra nanjakan’i Sihona mpanjakan’i Hesbona.+