Josoa 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny fokon’ny Levita ihany no tsy nomeny lova.+ Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely mantsy no lovan’izy ireo,+ araka ny nampanantenainy azy ireo.+
14 Ny fokon’ny Levita ihany no tsy nomeny lova.+ Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely mantsy no lovan’izy ireo,+ araka ny nampanantenainy azy ireo.+