Josoa 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny faritry ny tanin’izy ireo dia nanomboka teo Mahanaima+ sy Basana manontolo, ny faritra rehetra nofehezin’i Oga mpanjakan’i Basana, ary ny tanàna tranolay rehetra izay an’i Jaira+ any Basana, dia tanàna 60.
30 Ny faritry ny tanin’izy ireo dia nanomboka teo Mahanaima+ sy Basana manontolo, ny faritra rehetra nofehezin’i Oga mpanjakan’i Basana, ary ny tanàna tranolay rehetra izay an’i Jaira+ any Basana, dia tanàna 60.