Josoa 13:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary ny antsasak’i Gileada sy Astarota ary Edrehy,+ izay tanàna nofehezin’i Oga mpanjaka tany Basana, dia azon’ny taranak’i Makira+ zanak’i Manase, izany hoe ny antsasaky ny taranak’i Makira araka ny fianakaviany avy.
31 Ary ny antsasak’i Gileada sy Astarota ary Edrehy,+ izay tanàna nofehezin’i Oga mpanjaka tany Basana, dia azon’ny taranak’i Makira+ zanak’i Manase, izany hoe ny antsasaky ny taranak’i Makira araka ny fianakaviany avy.