Josoa 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nisaina ho foko roa ny taranak’i Josefa,+ dia i Manase sy Efraima.+ Tsy nomena anjara tao amin’ilay tany kosa ny Levita, afa-tsy tanàna+ honenana sy kijana ho an’ny biby fiompiny sy ny fananany.+
4 Nisaina ho foko roa ny taranak’i Josefa,+ dia i Manase sy Efraima.+ Tsy nomena anjara tao amin’ilay tany kosa ny Levita, afa-tsy tanàna+ honenana sy kijana ho an’ny biby fiompiny sy ny fananany.+