Josoa 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’izaho 40 taona no nirahin’i Mosesy mpanompon’i Jehovah, avy tao Kadesi-barnea, mba hitsikilo an’ity tany ity.+ Dia nanao tatitra marina tsara* aho rehefa niverina.+
7 Tamin’izaho 40 taona no nirahin’i Mosesy mpanompon’i Jehovah, avy tao Kadesi-barnea, mba hitsikilo an’ity tany ity.+ Dia nanao tatitra marina tsara* aho rehefa niverina.+