Josoa 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia nitohy hatrany Azmona+ ka tonga hatrany amin’ny Reniranon’i* Ejipta,+ ary hatrany amin’ny Ranomasina* ny farany. Izany no sisin-taniny atsimo.
4 dia nitohy hatrany Azmona+ ka tonga hatrany amin’ny Reniranon’i* Ejipta,+ ary hatrany amin’ny Ranomasina* ny farany. Izany no sisin-taniny atsimo.