Josoa 15:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Mbola anisany koa i Asdoda+ sy ireo tanàna niankina taminy* ary ny tanàna keliny, ary koa Gaza+ sy ireo tanàna niankina taminy ary ny tanàna keliny, hatrany amin’ny Reniranon’i Ejipta sy ny Ranomasina Lehibe* ary ny faritra amoron-tsiraka.+
47 Mbola anisany koa i Asdoda+ sy ireo tanàna niankina taminy* ary ny tanàna keliny, ary koa Gaza+ sy ireo tanàna niankina taminy ary ny tanàna keliny, hatrany amin’ny Reniranon’i Ejipta sy ny Ranomasina Lehibe* ary ny faritra amoron-tsiraka.+