Josoa 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Raha be dia be àry ianareo, dia mandehana kapao ny ala ao amin’ny tanin’ny Perizita+ sy ny Refaima+ mba hahazoanareo tany hipetrahana, satria kely loatra ho anareo ilay faritra be tendrombohitr’i Efraima.”+
15 Dia hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Raha be dia be àry ianareo, dia mandehana kapao ny ala ao amin’ny tanin’ny Perizita+ sy ny Refaima+ mba hahazoanareo tany hipetrahana, satria kely loatra ho anareo ilay faritra be tendrombohitr’i Efraima.”+