Josoa 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Andefaso telo lahy isam-poko aho mba hirahiko. Handeha hitety an’ilay tany ry zareo ka hanao ny sarin’izy io,* araka ny lovan’izy ireo. Dia hiverina atỳ amiko izy ireo avy eo.
4 Andefaso telo lahy isam-poko aho mba hirahiko. Handeha hitety an’ilay tany ry zareo ka hanao ny sarin’izy io,* araka ny lovan’izy ireo. Dia hiverina atỳ amiko izy ireo avy eo.