Josoa 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia izao no ataonareo: Ataovy sary ilay tany dia zarao fito. Ary ento atỳ amiko izany, ka eto aho no hanao antsapaka+ ho anareo, eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika.
6 Dia izao no ataonareo: Ataovy sary ilay tany dia zarao fito. Ary ento atỳ amiko izany, ka eto aho no hanao antsapaka+ ho anareo, eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika.