Josoa 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 mba ho afaka handositra any izay nahafaty olona tsy nahy na nahafaty olona noho ny zavatra tsy nampoizina.* Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho tratran’ny mpamaly ra ianareo.+ Josoa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:3 w17.11 11 Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:3 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),11/2017, p. 11
3 mba ho afaka handositra any izay nahafaty olona tsy nahy na nahafaty olona noho ny zavatra tsy nampoizina.* Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho tratran’ny mpamaly ra ianareo.+