Josoa 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tatỳ aoriana, dia nisy niteny tamin’ny Israelita+ hoe: “Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, nanorina alitara eo amin’ny sisin’ny tany Kanana, eo amin’ny faritr’i Jordana, etỳ amin’ny ilany misy ny Israelita.”
11 Tatỳ aoriana, dia nisy niteny tamin’ny Israelita+ hoe: “Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, nanorina alitara eo amin’ny sisin’ny tany Kanana, eo amin’ny faritr’i Jordana, etỳ amin’ny ilany misy ny Israelita.”