Josoa 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Izao no nolazain’ny vahoakan’i Jehovah manontolo: ‘Fa ahoana izao ianareo mivadika+ amin’ny Andriamanitry ny Israely izao? Niala tamin’i Jehovah ianareo androany, satria nanorina alitara sy nikomy tamin’i Jehovah.+
16 “Izao no nolazain’ny vahoakan’i Jehovah manontolo: ‘Fa ahoana izao ianareo mivadika+ amin’ny Andriamanitry ny Israely izao? Niala tamin’i Jehovah ianareo androany, satria nanorina alitara sy nikomy tamin’i Jehovah.+