19 Raha maloto ny taninareo, dia miampità atỳ amin’ny tanin’i Jehovah+ izay misy ny tranolain’i Jehovah,+ ary miaraha mipetraka aminay. Fa aza mikomy amin’i Jehovah, ary aza manorina alitara ankoatra an’ilay alitaran’i Jehovah Andriamanitsika, sao dia hahatonga anay hikomy aminy koa izany.+