Josoa 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Jehovah mihitsy no hanasazy anay, raha ny hiala amin’i Jehovah sy ny hanolotra fanatitra dorana sy fanatitra varimbazaha ary sorona iombonana no antony nanorenanay an’ilay alitara.+
23 I Jehovah mihitsy no hanasazy anay, raha ny hiala amin’i Jehovah sy ny hanolotra fanatitra dorana sy fanatitra varimbazaha ary sorona iombonana no antony nanorenanay an’ilay alitara.+