-
Josoa 22:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 fa mba ho vavolombelona aminareo sy aminay+ ary ny taranaka mandimby antsika hoe hanao ny fanompoana an’i Jehovah eo anatrehany izahay, ka hanao fanatitra dorana sy sorona ary sorona iombonana.+ Amin’izay dia tsy hilaza amin’ny zanakay ny zanakareo any aoriana any hoe: “Tsy manana anjara amin’ny fanompoana an’i Jehovah ianareo.”’
-