-
Josoa 22:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia hoy izahay: ‘Raha milaza an’izany amintsika sy amin’ny taranatsika ry zareo any aoriana any, dia hiteny isika hoe: “Jereo ny alitara nataon’ny razambenay fa mitovy amin’ilay alitaran’i Jehovah. Tsy hanolorana fanatitra dorana anefa izany na hanaovana sorona, fa ho vavolombelona aminareo sy aminay.”’
-