29 Tsy izahay mihitsy sanatria no hikomy amin’i Jehovah sy hiala amin’i Jehovah,+ ka hanorina alitara hafa hanolorana fanatitra dorana sy fanatitra varimbazaha ary sorona, ankoatra an’ilay alitaran’i Jehovah Andriamanitsika izay eo anoloan’ny tranolainy!”+