Josoa 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary faly i Finehasa mpisorona sy ireo niaraka taminy, izany hoe ny mpiadidy vahoaka sy ny mpifehy ny arivo teo amin’ny Israely, rehefa naheno ny tenin’ny taranak’i Robena sy Gada ary Manase.+
30 Ary faly i Finehasa mpisorona sy ireo niaraka taminy, izany hoe ny mpiadidy vahoaka sy ny mpifehy ny arivo teo amin’ny Israely, rehefa naheno ny tenin’ny taranak’i Robena sy Gada ary Manase.+