-
Josoa 24:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia nitaraina mafy tamin’i Jehovah ny razambenareo,*+ ka nasiany haizina nanelanelana anareo sy ny Ejipsianina. Ary nosaronany tamin’ny ranomasina izy ireo ka nataony difotra.+ Ny masonareo mihitsy no nahita an’izay nataoko tany Ejipta.+ Ary nijanona tany an-tany efitra nandritra ny taona* maro ianareo.+
-