Josoa 24:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nanompo an’i Jehovah foana ny Israely tamin’ny andron’i Josoa, sy tamin’ny andron’ireo anti-panahy mbola velona taoriany, dia ireo anti-panahy nahita ny asa rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Israely.+
31 Nanompo an’i Jehovah foana ny Israely tamin’ny andron’i Josoa, sy tamin’ny andron’ireo anti-panahy mbola velona taoriany, dia ireo anti-panahy nahita ny asa rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Israely.+