Josoa 24:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary ny taolambalon’i Josefa+ izay efa nentin’ny Israelita niakatra avy tany Ejipta, dia nalevina tao Sekema, tao amin’ilay tany novidin’i Jakoba 100 kesita*+ tamin’ny taranak’i Hamora+ rain’i Sekema. Dia lasa lovan’ny taranak’i Josefa ilay tany.+ Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:32 Fandalinana, Boky 2,
32 Ary ny taolambalon’i Josefa+ izay efa nentin’ny Israelita niakatra avy tany Ejipta, dia nalevina tao Sekema, tao amin’ilay tany novidin’i Jakoba 100 kesita*+ tamin’ny taranak’i Hamora+ rain’i Sekema. Dia lasa lovan’ny taranak’i Josefa ilay tany.+