-
Mpitsara 3:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia niandry teo foana izy ireo, ka sahiran-tsaina tamin’ny farany. Rehefa hitan’izy ireo anefa hoe mbola tsy novohain’i Eglona ihany ny varavaran’ilay efitrano tany an-tampon-trano, dia nalain’izy ireo ny lakile ary novohainy ny varavarana. Dia hitan’izy ireo fa efa maty nitsitra tamin’ny tany ilay tompony!
-