Mpitsara 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tatỳ aoriana, dia novorin’ny Amonita+ ny miaramilany ka nanangana toby tao Gileada izy ireo. Dia novorin’ny Israelita koa ny miaramilany, ary nanangana toby tao Mizpa izy ireo. Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:17 Fandalinana, Boky 1,
17 Tatỳ aoriana, dia novorin’ny Amonita+ ny miaramilany ka nanangana toby tao Gileada izy ireo. Dia novorin’ny Israelita koa ny miaramilany, ary nanangana toby tao Mizpa izy ireo.